Ny 1 Aogositra ka hatramin’izao, trangana pesta 256 no voamarina sy nahazo fitsaboana tao amin’ny Hopitaly Ambohimiandra, araka ny loharanom-baovao. Amin’izao fotoana izao, mikarakara marary 50 ny hopitaly. Androany, nanome fitaovana ny vadin’ny Filoham-pirenena,fanafody, sy fitaovana, ho an’ny hopitaly ao Ambohimiandra sy Befelatanana.


0 Comments

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *

%d bloggers like this: