Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Toekarena – Nahazo fiofanana momban’ny zony ireo mpisehatra amin’ny varotra

Book News 0

Last updated on novembre 27, 2019

Tontosa soa amantsara teny amin’ny CCIA Antaninarenina ny herinandro lasa teo ny fampiofanana ireo mpisehatra rehetra mikasika ny varotra.

Fampiofanana ireo mpisehatra amin’ny varotra

Notanterahina ny 14 ka hatramin’ny 15 Novambra lasa teo teny amin’ny CCIA Antaninarenina ny fampiofanana ireo mpisehatra rehetra mikasika ny varotra izay ahitana ny mpanafatra sy mpamokatra entana, ireo mpandraharaha ara-indostrialy, ny Antenimieran’ny Varotra, ny mpisolavava sy ireo mpisehatra maro samihafa.

« Mbola maro ireo mpisehatra tsy misitraka ny zo momban’ny fepetra fiarovana. Vokatr’izany dia mateti-pitranga ny fitarainana apetrak’ireo voakasika ireo mikasika ny fitobahan’ny entana sy ny fifaninanana tsy ara-dalàna eto amitsika, »

hoy ny Tale jeneralin’ny « Autorité nationale chargée des mesures correctives commerciales » na ny ANMCC, Barthelemy.
Barthelemy, Tale jeneralin’ny ANMCC cc : Toria Dimbiniaina

Misy araka izany ny fampifandraisana ireo mianjady amin’ny indostria ka hanokafana fanadihadiana ny momba izany. Noho izany dia nisy ny fampiofanana ireo mpisehatra rehetra mikasika ny varotra tizay ahitana ny mpanafatra sy mpamokatra entana, ireo mpandraharaha ara-indostrialy, ny Antenimieran’ny Varotra, ny mpisolavava sy ireo maro samihafa teny amin’ny Tranoben’ny Varotra sy ny Indostria teny Antaninarenina ny Tanjona ny ahafahan’ireo voakasika ireo misitraka ny zo momba ny fepetra fiarovana. 

« Manam-pahaizana manokana avy any Genève no nitondra io fiofanana io”,

araka ny fanazavana nentin’ny Tale jeneralin’ny ANMCC. 

Ny Ministeran’ny Varotra, ny Indostria sy ny Asa Tanana amin’ny alalan’ny ANMCC kosa no niandraikitra ny fampiofanana.

Toria Dimbiniaina

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

On The Online Website asian sexdollcheap love dollsmall sex doll porncheap sex dolllife like sex dollsasian fuck dollreal doll sex toy.
On The Online Website sex dolllove sex dollrealistic sex dollcheap love dollsmall sex doll porn.