zandarimariam-pirenena

Zandarimariam-pirenena – Nanatanteraka fanaovam-beloma ireo Jeneraly hisotro ronono

Jeneraly handeha hisotro ronono miisa 5 no natao veloma androany teny amin’ny Toby Jeneraly Ratsimandrava. Fanaovam-beloma ireo Manamboninahitra hisotro ronono Tontosa ny Alakamisy 12 desambra 2019 tao amin’ny Toby Jeneraly Richard Ratsimandrava tamin’ny 9 ora maraina ny lanonana ara-miaramila ho fanaovam-beloma ireo Manamboninahitra jeneraly handeha hisotro ronono amin’ity taona 2019 Read more…

zandarimariam-pirenena

Zandarimariam-pirenena – Nanolotra fitaovana ny SMTP

Nanolotra fitaovana tamin’ny Zandarimariam-pirenena ny SMTP. Nahazo fitaovana avy tamin’ny SMTP ny Zandarimariam-pirenena Nanolotra 50 “panneaux Halte gendarmerie” sy 60 “rouleaux bandes de securité” ho an’ny Zandarimaria ny Vondrona Société malgache de transformation des plastiques (SMTP), omaly, tetsy amin’ny Toby Ratsimandrava. Izao no natao dia mba ho fanamorana ny fanatanterahana Read more…