zafy albert

Nodimandry androany i Zafy Albert

Nodimandry androany atoandro tao amin’ny Hopital Saint-Pierre La Reunion ny Filoha teo aloha Zafy Albert, raha saika hanaraka fitsaboana noho ny fahatapahan’ny lalan-drà nahazo azy ny Alarobia lasa teo. Zafy Albert, izay Filoham-pirenena malagasy tamin’ny Repoblika fahatelo, ny taona 19993 ka hatramin’ny 1996. Dokotera ihany koa ny lehilahy ary nanamarika Read more…