"Nandritra ny taona efatra nifanesy, Orange dia nahazo ny mari-daharana “Top Employer Madagascar”, ary nandritra ny taona dimy nifanesy dia lany “Top Employer Africa”. Anisan’ny « Top Employers » telo voalohany eo amin’ny kontinanta izy noho izany.
Article en français disponible sur http://www.booknewsmada.com/2017/10/13/orange-top-employers-madagascar/
English version avalaible on http://www.booknewsmada.com/2017/10/13/orange-top-employer-madagascar-english/