Fahaleovan-tena ara-toe-karena sy famoronana asa, io no anisan’ny tanjona kendren’ity tetikasa ho fanohanana ny fampiofanana sy ny fanatsarana ny fahaiza-miasan’ny mpiasa, izay hiarahan’ny FMFP sy ny QMM miasa mandritra roa…
Tous les articles marqués “toekarena”
Nampiaka-peo ny sehatra tsy miankina mba hampiharan’ny fanjakana ny fepetra hiteraka fiaingana ara-toekarena. Mitaraina ireo mpandraharaha Misintona ny sain’ny mpitondra manoloana ny olana ara-toekarena diavin’ny Firenena ankehitriny ny vondron’ny mpandraharaha…
« Alliance Tsiro » – Natsangana ho fanatsarana ny fidiram-bolan’ny tantsaha eo amin’ny sehatry ny sôkôla sy ny laron-tsakafo
Nanomboka fiaraha-miombona antoka vaovao eo amin’ny fanjakana sy ny tsy miankina ny USAID eo amin’ny sehatry ny sôkôla sy ny laron-tsakafo. Fomba fiasa vaovao eto an-toerana, antsoina hoe : Alliance Tsiro.…