Maro ireo tanora no mbola sahirana mandrafitra ny CV sy ireo taratasy ilaina rehefa hitady asa amin’izao. Manoloana izany, nikarakara fiofanana ho an’ny tanora malagasy 400 ny fikambanana Fitafi, mahakasika…
Tous les articles marqués “tanoramalagasy”
Mbola maro ireo olona mametraka ny lehilahy ho ambony nohon’ny vehivavy. Ny fiarahamonina dia mametraka ny lehilahy ho matanjaka sy mahery. Noho izany dia misy ny fiofanana momban’ny « toetra tena…
Manaraka fiofanana amin'ny fanatontosana sarimihetsika ny tanora 30 avy amina fikambanana maro eto amin'ny Nosy. Tanjona amin'izany ny famokarana sarimihetsika mahakasika ny fifidianana.