Tetikasa "Tana-masoandro"

Tetikasa “Tana-masoandro” – Mitaky ny fifampiresahana sy ny fifandresen-dahatra am-pitoniana ny “Rohy”

Miteraka resabe eto amintsika tato ho ato ny tetikasa “Tana-masoandro”, izay tafiditra anatin’ny “Velirano” nataon’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Tsy manaiky ny hiala eny Ambohitrimanjaka, toerana tokony ananganana ny tetikasa, ireo mponina eny. Manoloana izany, mitaky ny fifampiresahana sy ny fifandresen-dahatra ny hetsika “Rohy”. Fifampiresahana sy fifandresen-dahatra mangarahara Tsy manaiky ny Read more…