31% ny taham-pahavitrihana ankapobeny vonjimaika tamin’ny fifidianana solombavambahoaka, araka ny antontan’isa voarain’ny CENI. Nihena dia nihena izany raha oharina amin’ny taham-pahavitrihana tamin’ny fifidianana Filoham-pirenena tamin’ny volana desambra 2018. Nihena ny…
Tous les articles marqués “solombavambahoaka”
Miisa telo ireo laharana maintso ahafahan’ny olompirenena miantso raha toa ka mahita tranga tsy fanarahan-dalàna. Laharana maitso « Nametraka laharana maintso telo (3) ahafahan’ny olompirenena miantso raha toa ka mahita tranga…
Zava-dehibe ny fanarahamaso ny fifidianana satria ahafahana manohy ireo tsara vita sy manarina ireo lesoka. Zava-dehibe ny fanaraha-maso amin’ny fotoana rehetra Ny hampafantarana ny zavatra tsara tohizana na zavatra harenina…