mpampianatra mpikaroka

Fampianarana ambony – Mitokona ireo mpampianatra mpikaroka

Nanapa-kevitra ireo mpampianatra mpikaroka fa hiroso tsy fidiny amin’ny fampiatoana ny asa fampianarana sy fikarohana eto amin’ny Oniversiten’Antananarivo sy ireo Foibempikarohana Nasionaly nanomboka omaly. Fitokonan’ireo mpampianatra mpikaroka Nanatanteraka fivoriana ny mpampianatra mivondrona ao amin’ny Seces (Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka) Sampana Antananarivo, omaly Talata faha 29 Oktobra  2019. Tapaka nandritra io fivoriambe Read more…