ny lalan’ny ronono

Tetikasa “Ny lalan’ny ronono” – Miisa 2000 ireo mpiompy miara miasa amin’ny Socolait

Manana tetikasa manokana antsoina hoe “La route du lait” na “Ny lalan’ny ronono” ny orinasa Socolait, izay tetikasa iarahana amin’ny mpiompy ao amin’ny Faritra Vakinankaratra. Tetikasa « Ny lalan’ny ronono » Manana tetikasa antsoina hoe “La route du lait” na “Ny lalan’ny ronono” ny orinasa mpamokatra ronono Socolait.  Tetikasa izay iarahana amin’ny Read more…