Feno 25 taona ny hetsika "Manala azy vita bacc" Publié juillet 24, 2017 par Tiasoa 0 Feno 25 taona ny hetsika "Manala azy vita bacc" Efa mahazatra sy fanao isan-taona ny hetsika "Manala azy vita baka" miaraka amin'i Olombelo Ricky. Ankehitriny, 25 taona izao no nisiany ary mbola mahasarika tanora maro hatrany.