Miteraka resabe eto amintsika tato ho ato ny tetikasa « Tana-masoandro », izay tafiditra anatin’ny « Velirano » nataon’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Tsy manaiky ny hiala eny Ambohitrimanjaka, toerana tokony ananganana ny tetikasa, ireo…
Tous les articles marqués “politikamadagasikara”
31% ny taham-pahavitrihana ankapobeny vonjimaika tamin’ny fifidianana solombavambahoaka, araka ny antontan’isa voarain’ny CENI. Nihena dia nihena izany raha oharina amin’ny taham-pahavitrihana tamin’ny fifidianana Filoham-pirenena tamin’ny volana desambra 2018. Nihena ny…
Vaovao vonjimaika momba ny fifidianana – “Nihena ny taham-pahavitrihana tamin’ny fifidianana”, hoy ny Vondrona Eoropeana
Nihena 4% ka hatramin’ny 5% ny taham-pahavitrihana tamin’ny fifidianana raha ny tatitra vonjimaika nataon’ny Vondrona eoropeana, androany maraina.