Hifarana ny 31 janoary ho avy izao ny fotoana ahafahana manamarina ny anarana ao anatin’ny lisi-pifidianana. Manoloana izany, manentana ny rehetra hanamarina ny anarany eny anivon’ny Fokontany misy azy tsirairay avy na amin’ny tranonkalan’ny CENI ny olom-pirenena tsirairay avy. Entanina manokana amin’izany ireo tanora malagasy efa ampy taona. Misy araka izany ireo tanora vitsivitsy nametrahana fanontaniana mahakasika ny faharisihan’izy ireo hifidy amin’ity fifidianana 2018 ity.
Tous les articles marqués “politika”
Nodimandry androany atoandro tao amin’ny Hopital Saint-Pierre La Reunion ny Filoha teo aloha Zafy Albert, raha saika hanaraka fitsaboana noho ny fahatapahan’ny lalan-drà nahazo azy ny Alarobia lasa teo. Zafy…