polisim-pirenena

Polisim-pirenena – Hamafisina ny ady amin’ny kolikoly

Hanatsara ny fomba fiasany ny Polisim-pirenena ao anatin’izao enim-bolana farany izao. Hisy araka izany ny paikady vaovao hapetraka hanatratrarana ny tanjona. Anisan’izany ny ady amin’ny kolikoly. Hamafisina ny ady amin’ny kolikoly Nanatanteraka atrikasa teny amin’ny CCI Ivato ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka omaly. Mifarana androany io atrikasa io ary votoatin’ity atrikasa ity Read more…

Ecpat France

Ady amin’ny herisetra mpahazo ny ankizy : polisim-pirenena 16 no nahazo fiofanana avy amin’ny Ecpat France.

Ady amin’ny herisetra mpahazo ny ankizy. Nanome fampiofanana polisy 16 mianadahy ny Ecpat France. Fiofanana avy amin’ny Ecpat France Mbola maro ireo ankizy iharan’ny herisetra mamoafady eto amintsika. Noho izany nisy ny fanamafisana ny fahaizamanaon’ireo polisim-pirenena niarahana tamin’ny Ecpat France ny herinandro teny amin’ny FIP Antanimora. Fiofanana momban’ny “fiarovana ny Read more…