“Tsy mbola voafehy tanteraka ny fihanaky ny valan’aretina pesta eto Madagasikara. Mitombo hatrany ireo olona voha na ahiana ho tratran’izy ity manerana ny faritra maro. Manoloana izany, samy nametraka paikady hiadiana amin’ny fipariahany ireo sapandraharaha eto Antananarivo."