Tanjona iombonan’ny Oniversite an’Antananarivo sy ny Masoivohon’i Etazonia ny hisitrahan’ny mpianatra kalitaom-pampianarana manara-penitra. Tsara ihany koa ny mampatsiahy fa sady seha-piofanana lehibe ho an’ireo mpampianatra teny anglisy maro eto an-toerana…
Tous les articles marqués “oniversite”
Manome tolotra mifandraika amin’ny filàn’ny mpianatra ny oniversite any ivelany izay nandray anjara tamin’ny hetsika “Global Expo Special Bacc”, anisan’izany ny oniversite avy any Afrika Atsimo sy Malaisie. Mandray anjara…