Mivoatra hatrany ny tarika Ambondrona. Tsy amin’ny sehatry ny mozika ihany. Namorona ranomanitra izy ireo ka ny anarany dia nampitondrainy ny lohatenin’ireo hira tena nahafantarana azy ireo.
Tous les articles marqués “mozika”
Mahakasika ny daholobe ny fifidianana. Voakasik’izany avokoa rehefa olona mihoatra ny 18 taona, na mpiasa birao, na mpitondra fiara, na mpivarotra, eny, na mpanakanto aza... Nanapa-kevitra ny handray andraikitra manoloana izany ny mpanakanto malagasy.
Nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety teny Ampandrana ny tarika Ambondrona androany maraina. Nanararaotra nanome vaovao izy ireo nandritra izany valan-dresaka izany, ary nanararaotra nametraka fanontaniana ihany koa ny teto anivon’ny Book News Madagascar. Mamakia finaritra!