Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Tous les articles marqués “leadersmalagasy”

Claudia Raobelina, naharesy tamin’ny Blog4Dev, hisolo tena an’i Madagasikara any Etazonia

Book News 3
“Nanoratra aho satria te hitondra ny anjara birikiko amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara”. Izay no nambaran’i Claudia Raobelina, mpandresy ny fifaninanana iraisam-pirenena Blog4Dev nokarakarain’ny Banky iraisam-pirenena (BM), raha nanontaniana izy hoe inona no nanosika azy handray anjara tamin’ity fifaninanana lehibe ity. Version française valable sur https://www.booknewsmada.com/claudia-raobelina-gagnante-blog4dev-madagascar-etats-unis/ English version avalaible on https://www.booknewsmada.com/claudia-raobelina-english/