trano vita amin'ny "conteneurs"

La Réunion kely – Fianakaviana 18 no nahazo trano vita avy amin’ny “conteneurs”

Fianakaviana 18 no nisitraka ny trano vita avy amin’ny “conteneurs”, omaly, teny La Réunion kely. Trano vita amin’ny “conteneurs” nomena fianakaviana teny La Réunion kely Miisa 192 ireo fianakaviana monina eny La Réunion kely. Monina ao anatin’ny trano vita avy amin’ny “sachets” nandritra ny taona maro izy ireo. Manoloana izany Read more…