Hivoaka tsy ho ela ny rakin-tsary vaovan'i Lalatiana. Publié août 9, 2017 par Tiasoa 0 Hivoaka tsy ho ela ny rakin-tsary vaovan'i Lalatiana. Hanavao ny hiran'ny rainy i Lalatiana. Izay no fampanantenana nataony tamin'ny taon-dasa.