Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Tous les articles marqués “kolontsainamalagasy”

Musichall – « Application » vita malagasy azo hihaino hira, angano sy tantara amin’ny finday

Book News 0

Mihamivoatra hatrany ny tontolon’ny kolontsaina malagasy. Misy ireo mpiray tanindrazana no miezaka hatrany manatsara izany ny manasongadina ny zava-kanto Malagasy. Anisan’ny hevitra tsara ary mendrika hotohanana ity fitaovana iray ity : Musichall, « application » iray toa an-dry Deezer, Spotify, na koa iTunes, izay fihainoana mozika. Ny mahahafakely azy ity : mozika malagasy sy karazana haikanto malagasy maro hafa no hita ao, vita malagasy izy, ary teny malagasy ranoray aloha hatreto.