papa fransoa

Papa Fransoa – Nanamafy ny ady amin’ny kolikoly

Nifarana omaly ny fitsidihana apostolika nataon’ny Papa Fransoa teto Madagasikara. Naharitra telo andro izany fitsidihana izany, ary nanamarika izany ny lamesa lehibe teny Soamandrakizay, omaly. Ady amin’ny kolikoly Nifarana omaly ny fitsidihana apostolika nataon’ny Papa Fransoa teto Madagasikara. Fitsidihana izay naharitra telo andro. Ankoatra ny fanompoam-pivavahana lehibe niarahana tamin’ny mpino Read more…

polisim-pirenena

Polisim-pirenena – Hamafisina ny ady amin’ny kolikoly

Hanatsara ny fomba fiasany ny Polisim-pirenena ao anatin’izao enim-bolana farany izao. Hisy araka izany ny paikady vaovao hapetraka hanatratrarana ny tanjona. Anisan’izany ny ady amin’ny kolikoly. Hamafisina ny ady amin’ny kolikoly Nanatanteraka atrikasa teny amin’ny CCI Ivato ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka omaly. Mifarana androany io atrikasa io ary votoatin’ity atrikasa ity Read more…