Nifarana omaly ny fitsidihana apostolika nataon’ny Papa Fransoa teto Madagasikara. Naharitra telo andro izany fitsidihana izany, ary nanamarika izany ny lamesa lehibe teny Soamandrakizay, omaly. Ady amin’ny kolikoly Nifarana omaly…
Tous les articles marqués “katolikamadagasikara”
Maro ireo lalana tapaka eto Antanananarivo mandritra ny andro vitsivitsy hitsidihan’ny Papa François eto amintsika. Lalana tapaka Ora sisa no isaina dia higadona eto Madagasikara ny Papa François. Ho voaelingelina…