Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Tous les articles marqués “herinaratra”

USAID – Tobim-pahasalamana 35 misitraka herinaratra azo avy amin’ny masoandro

Book News 0

Namatsy vola ho an’ny orinasa sosialy Nanoé ny governemanta Amerikana ho fanomezana herinaratra azo avy amin’ny masoandro ny tobim-pahasalamana any Avaratra Atsinanan’I Madagasikara. Tobim-pahasalamana 35 no voakasik’izany. Natao ho fampandrosoana ny toe-karena sy ny fitsaboana eny an-toerana ity tetikasa ity.

Tanàna miisa 100 hovatsiana herinaratra avy amin’ny masoandro any Belobaka

Book News 0
Notokanana ny zoma 27 oktobra, tao Belobaka, ny santatra amin'ny tetikasa fananganana toby famokarana herinaratra. Ny Masoivoho amerikanina amin'ny alala'ny Ustda sy ny orinasa Fluidic ary Henri Fraise no miara-miombona antoka amin'izany. Version française disponible sur http://www.booknewsmada.com/2017/10/29/1oo-villages-electricite-solaire-belobaka/ English version avalaible on http://www.booknewsmada.com/2017/10/29/100-villages-solar-electricity-belobaka/