Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Tous les articles marqués “fotodrafitrasa”

Mitaky ny fanamboarana ny lalana mampitohy an’i Tolagnaro sy Toliara ny mponin’ny Tolagnaro

Book News 0
Simba tsy misy raisina intsony ny lalana mampitohy an’i Tolagnaro sy Toliara (RN13) ny mponin’ny Tolagnaro. Manoloana izany, mikaikaika ny mponina. Lasa voafetra avokoa na ny fivezivezena, na ny fidiram-bola,na ny fampiasana ireo foto-drafitr’asa ao an-toerana,toa ny seranan-tsambo lehiben’ny Ehoala.