Nampiaka-peo ny sehatra tsy miankina mba hampiharan’ny fanjakana ny fepetra hiteraka fiaingana ara-toekarena. Mitaraina ireo mpandraharaha Misintona ny sain’ny mpitondra manoloana ny olana ara-toekarena diavin’ny Firenena ankehitriny ny vondron’ny mpandraharaha…
Tous les articles marqués “fizahantany”
Tanora am-polony maro no nirotsaka an-tsehatra hiaro ny valan-javaboaary “Ramsar” ao amin’ny faritra Alaotra. Nisy ny atrikasa niarahana tamin’ireo tanora ireo, ny alatsinainy 18 desambra sy ny talata 19 desambra lasa teo, tany Ambatondrazaka.