Firifiry moa ny tanora Malagasy no maniry ny hitondra fiovana eto Madagasikara? Ny ankamaroany dia toa variana manakiana fotsiny, toa miandrandra fanovana nefa tsy miezaka ny handray ny anjara tandrify azy. Ao kosa nefa ireo tanora efa tonga saina ka miasa avy hatrany , mitady ny fomba rehetra hanavotana an’i Madagasikara.
Tous les articles marqués “fiovana”
Ny tsy ampy amin’ny Malagasy dia ny aingam-panahy. Nandritra ny valan-dresaka izay nitondra ny lohateny hoe ”How malagasy people will change the world?”, izany hoe “Ahoana no hanovan’ny vahoaka malagasy…