fifidianana solombavambahoaka

Fifidianana solombavambahoaka – Nihena ny taham-pivitrihana

31% ny taham-pahavitrihana ankapobeny vonjimaika tamin’ny fifidianana solombavambahoaka, araka ny antontan’isa voarain’ny CENI. Nihena dia nihena izany raha oharina amin’ny taham-pahavitrihana tamin’ny fifidianana Filoham-pirenena tamin’ny volana desambra  2018. Nihena ny taham-pahavitrihana 31% ny taham-pahavitrihana ankapobeny vonjimaika tamin’ny fifidianana solombavambahoaka, araka ny antontan’isa voarain’ny CENI na ny Vaomiera mahaleotena misahana ny Read more…

ivon-toerana safidy

Ivon-toerana Safidy – Nitombo 15 ireo faritra iasana

Mitombo 15 ireo faritra hiasan’ny  ivon-toerana Safidy mandritra ity fifidianana Solom-bavambahoaka ity. Mahatratra 47 kosa ireo Distrika ahitana  ny rantsamangaikan’ny SAFIDY. Mitombo isa Mitombo 15 ny faritra iasan’ny ivon-toerana Safidy na ny Sampana  anaramaso ny fifidianana iombonana ivon’ny demokrasia ifarimbonana amin’izao fifidianana Solombavambahoaka izao. Mahatratra 47 kosa ireo distrika hiandraiketan’ny Read more…