fifidianana solombavambahoaka

Fifidianana solombavambahoaka – Nihena ny taham-pivitrihana

31% ny taham-pahavitrihana ankapobeny vonjimaika tamin’ny fifidianana solombavambahoaka, araka ny antontan’isa voarain’ny CENI. Nihena dia nihena izany raha oharina amin’ny taham-pahavitrihana tamin’ny fifidianana Filoham-pirenena tamin’ny volana desambra  2018. Nihena ny taham-pahavitrihana 31% ny taham-pahavitrihana ankapobeny vonjimaika tamin’ny fifidianana solombavambahoaka, araka ny antontan’isa voarain’ny CENI na ny Vaomiera mahaleotena misahana ny Read more…

fifidianana

Fifidianana – Fametrahana laharana maitso ahafahan’ny olom-pirenena miantso

Miisa telo ireo laharana maintso ahafahan’ny olompirenena miantso raha toa ka mahita tranga tsy fanarahan-dalàna. Laharana maitso “Nametraka laharana maintso telo (3) ahafahan’ny olompirenena miantso raha toa ka mahita tranga tsy fanarahan-dalàna amin’izao mialohan’ny fifidianana izao, mandritra ny fampielezan-kevitra ny Safidy . Azon’ny olompirenena atao ny miantso ny laharana 0323203232sy Read more…

fmtf

Fanentanana hifidy – Olona 1000 mahery no nentanin’ny FTMF tao anatin’ny telo andro

Fokontany maro eto Antananarivo no nitondran’ny FTMF na ny Fikambanan’ny Tanora Mandala ny Fahamarinana fanentanana momban’ny fifidianana, toa an’i Tetezana Afovoany, Andavamamba, Anosibe izay nentanin’izy ireo omaly. Olom-pirenena maherin’ny 1000 no nentanin’izy ireo nandritra ny telo andro niasana. Somary sarotra ny fanentana teny ampiandohana satria maro ireo tsy mahazo resaka. Read more…