Vaovao vonjimaika momba ny fifidianana – “Nihena ny taham-pahavitrihana tamin’ny fifidianana”, hoy ny Vondrona Eoropeana
Nihena 4% ka hatramin’ny 5% ny taham-pahavitrihana tamin’ny fifidianana raha ny tatitra vonjimaika nataon’ny Vondrona eoropeana, androany maraina.