expo-sante

Fahasalamana – Hotontosaina amin’ny herinandro ny hetsika “Expo-Santé”

Tsy mijanona amin’ny tontolo ara-panahy ihany ny Fiangonana Advantista fa mijery ihany koa ny lafiny ara-batana sy ny saina. Hotanterahina ny herinandro ho avy izao ny hetsika Expo-Santé. Expo Santé Mikarakara ny hetsika “Expo-Santé” ny Fiangonana Advantista. Eo amin’ny tokotaniben’ny Lapan’ny Tanàna no hanatanterahina izany ny Alatsinainy 13 May ka Read more…