Sakana ho an’ny fampandrosoana ny tsy fisian’ny tamberin’andraikitra eto amin’ny firenena, hoy ny Masoivoho amerikanina, Robert Yamate, omaly, nandritra ny fanakatonana ny tetikasa “Tamberin’andraikitra eto Madagasikara: miainga amin’ny teoria mankany amin’ny fampiharana”.