Global Startup Weekend – Covid-19 online Madagascar

Global Startup Weekend – Covid-19 online Madagascar – Hotanterahina ny 24 ka hatramin’ny 26 aprily ho avy izao

Asaina hikaon-doha anatin’ny 54 ora ireo izay manana tetik’asa rehetra manodidina ny lohahevitra tokana: ny ady amin’ny Covid-19 mandritra ity « Global Startup Weekend – Covid-19 online Madagascar » ity. Global Startup Weekend – Covid-19 online Madagascar Mbola mitohy ary mihamafy hatrany ny vokadratsin’ny valan’aretina coronavirus manerana izao tontolo izao. Read more…