Miisa telo ireo laharana maintso ahafahan’ny olompirenena miantso raha toa ka mahita tranga tsy fanarahan-dalàna. Laharana maitso « Nametraka laharana maintso telo (3) ahafahan’ny olompirenena miantso raha toa ka mahita tranga…
Tous les articles marqués “fandio”
Vao vita ny fanaovan-tsonia ny Dina ara-pitsipi-pitondra-tena sy fahitsiana dia efa nanomboka ny fanaraha-maso ireo kandidà nanasonia izany. Nivoaka ny tatitra voalohany ka voalaza ho tsy nanaja ny Dina ny kandidà Rajaonarimampianina Hery, Rajoelina Andry Nirina sy Ravalomanana Marc.
Nifarana ny Alahady 7 oktobra 2018 teo ny fanaovana sonia ny Dina ara-pitsipi-pitondran-tena sy fahitsiana amin’ity fifidianana 2018 ity.