mpampianatra mpikaroka

Fampianarana ambony – Mitokona ireo mpampianatra mpikaroka

Nanapa-kevitra ireo mpampianatra mpikaroka fa hiroso tsy fidiny amin’ny fampiatoana ny asa fampianarana sy fikarohana eto amin’ny Oniversiten’Antananarivo sy ireo Foibempikarohana Nasionaly nanomboka omaly. Fitokonan’ireo mpampianatra mpikaroka Nanatanteraka fivoriana ny mpampianatra mivondrona ao amin’ny Seces (Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka) Sampana Antananarivo, omaly Talata faha 29 Oktobra  2019. Tapaka nandritra io fivoriambe Read more…

epp ampahibato

EPP Ampahibato – Misy fiantraikany amin’ny fianaran’ireo mpianatra ny fahasahiranana ara-pivelomana

Mbola maro ny ankizy misedra olana eo amin’ny fampianarana eto amintsika, noho ny fahasahiranana ara-pivelomana, ka mitondra fiantraikany amin’ny fianaran’izy ireo. Misedra olana ireo mpianatra ao amin’ny EPP Ampahibato Mbola maro ireo mpianatra misedra olana ara-pivelomana eto amintsika, ka anisan’izany ireto mpianatra ao amin’ny EPP Ampahibato. “Tsy ampy sakafo ny Read more…

afampo

Fikambanana Afampo – « Hanova ny Fiarahamonina amin’ny alalan’ny fanabeazana »

« Ankoatra ny tontolo iainana dia simba ihany koa ny tontolom-piarahamonina eto Madagasikara » , hoy ny filohan’ny fikambanana AFAMPO, Tavandrena Paulin. Fiovana amin’ny alalan’ny fanabeazana Simba ny tontolom-piarahamonina malagasy ankehitriny. Noho izany , hitondra ny anjara birikiny amin’ny fanarenana ny fiarahamonina amin’ny alalan’ny fanabeazana ny Afampo na ny Antoky Read more…