fampianarana ambony

Fampianarana ambony – Boky miisa 100 000 natolotra ho an’ny ministera

Manamafy hatrany ny fiarahamiasa ho fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ambony eto Madagasikara ny Fitondrana Indianina. Misy ny fiarahamiasa amin’ny Fanjakana ho fanatanterahana izany. Fanolorana boky Boky miisa 100 000 no natolotry ny Masoivoho Indianina ho an’ny ministeran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika na MESUPRES teny Tsimbazaza ny Talata 14 Read more…

mpampianatra mpikaroka

Fampianarana ambony – Mitokona ireo mpampianatra mpikaroka

Nanapa-kevitra ireo mpampianatra mpikaroka fa hiroso tsy fidiny amin’ny fampiatoana ny asa fampianarana sy fikarohana eto amin’ny Oniversiten’Antananarivo sy ireo Foibempikarohana Nasionaly nanomboka omaly. Fitokonan’ireo mpampianatra mpikaroka Nanatanteraka fivoriana ny mpampianatra mivondrona ao amin’ny Seces (Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka) Sampana Antananarivo, omaly Talata faha 29 Oktobra  2019. Tapaka nandritra io fivoriambe Read more…