valan'aretina coronavirus

Ivon-toerana Kintana – Afaka mandray ireo olona tratran’ny valan’aretina “coronavirus”

Tontosa omaly Alatsinainy faha-22 jona 2020 ny fanokanana ny Ivon-toerana Kintana eny Ambatomena. Afaka handray marary 10 izay tratran’ny valan’aretina “coronavirus” ity toeram-pitsaboana ity. Toeram-pitsaboana afaka mandray ireo tratran’ny valan’aretina“coronavirus” Nitombo iray ireo toeram-pitsaboana afaka mandray ireo “formes graves” amin’ireo olona tratran’ny valan’aretina “coronavirus” na Covid-19 eto Madagasikara. Tontosa omaly Read more…