Usaid: 40 000 dolara ho fanampiana mpanentana ara-pahasalamana 10 000

Hatsaraina hatrany ny fitsaboana eny ifotony amina faritra fito eto Madagasikara. Nanolotra fitaovana mitentina 40 000 dolara ny Sampandraharaha Amerikana Usaid. Fampitaovana mitentina 40 000 dolara ho an’ireo mpanentana ara-pahasalamana Hihatsara ny fitsaboana eny ifotony amina faritra fito eto Madagasikara. Nanolotra fitaovana mitentina 40 000 dolara ny Sampandraharaha Amerikana misahana ny Fampandrosoana maneran-tany Read more…