Namatsy vola ho an’ny orinasa sosialy Nanoé ny governemanta Amerikana ho fanomezana herinaratra azo avy amin’ny masoandro ny tobim-pahasalamana any Avaratra Atsinanan’I Madagasikara. Tobim-pahasalamana 35 no voakasik’izany. Natao ho fampandrosoana ny toe-karena sy ny fitsaboana eny an-toerana ity tetikasa ity.
Tous les articles marqués “fahasalamana”
Mahatratra 788 ireo voan’ny androbe noraisin’ny tetikasa Anjaratsara an-tanana nandritra ny telo taona. Fandraisana an-tànana ireo voan’ny androbe Mbola sarotra ny fitsaboana ny aretina androbe eto amintsika. Antony maro no…