Fahasalamana – Hotontosaina amin’ny herinandro ny hetsika “Expo-Santé” Publié mai 11, 2019 par Book News 0 Fahasalamana – Hotontosaina amin’ny herinandro ny hetsika “Expo-Santé” Tsy mijanona amin’ny tontolo ara-panahy ihany ny Fiangonana Advantista fa mijery ihany koa ny lafiny ara-batana sy ny saina. Hotanterahina ny herinandro ho avy izao ny hetsika Expo-Santé. Expo Santé…