Nampahafantarina tamin’ny fomba ôfisialy ny tolotra vaovao « e-Hetraphone« . Fanatsarana ny fandoavan-ketra Ny alatsinainy 16 Martsa 2020 lasa teo, tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely no nampahafantarin’ny tompon’andraikitra ao amin’ny Foibem-pitondrana ankapobeny…