herinandron'ny angovo

Herinandron’ny angovo – Hisy ny vahaolana maharitra amin’ny famokarana herinaratra

Tontosa soa aman-tsara ny herinandron’ny angovo notanterahina teny amin’ny Hotel Panorama ny 18 Febroary ka hatramin’ny 23 Febroary 2019 teo. Vahaolana maharitra ho an’ny famokarana herinaratra Mpisehatra maro eo amin’ny sehatra ny angovo no nandray anjara nijery ny vahaolana momban’ny herinaratra eto amintsika nandritra ny herinandron’ny angovo notanterahina teny amin’ny Read more…

delestazy

Angovo – Nandray vahaolana vonjimaika ho an’ny delestazy ny Ministera

Tapatapaka ny jiro ny herinandro lasa teo teto Antananarivo. Manoloana izany, nandray vahaolana vonjimaika ny ministeran’ny Angovo. Vahaolana vonjimaika ho an’ny delestazy Manoloana ny fahatapan’ny jiro niseho teto amintsika ny herinandro lasa teo dia nisy ny vahaolana vonjimaika noraisin’ny ministera mpiahy. “Nampitomboana ny solika nampiasain’ny Jirama”, araka ny nambaran’ny ministry Read more…