Dama: “Nisitaka tamin’ny tontolo politika izahay mivady satria ngeza be ilay hantsana. Vakivaky ny fiarahamonina!”
Natolotry ny antoko “Valimbabena ho an’ny Madagasikara” tamin’ny fomba ofisialy ny Sabotsy 30 jona teo ho kandidà amin’ny fifidianana i Dama.
English version avalaible on https://booknews.today/dama-politics-society-abused/