Nampiaka-peo ny sehatra tsy miankina mba hampiharan’ny fanjakana ny fepetra hiteraka fiaingana ara-toekarena. Mitaraina ireo mpandraharaha Misintona ny sain’ny mpitondra manoloana ny olana ara-toekarena diavin’ny Firenena ankehitriny ny vondron’ny mpandraharaha…
Tous les articles marqués “coronavirusmadagasikara”
Tontosa omaly Alatsinainy faha-22 jona 2020 ny fanokanana ny Ivon-toerana Kintana eny Ambatomena. Afaka handray marary 10 izay tratran’ny valan’aretina « coronavirus » ity toeram-pitsaboana ity. Toeram-pitsaboana afaka mandray ireo tratran’ny valan’aretina« coronavirus »…
Galana Madagascar- Hetsika fizarana « Gel Hydroalcoolique » maimaim-poana ho an’ny fiara fitateram-bahoaka
Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny orinasa GALANA Madagascar hiarovana ny mpitatitra sy ireo mpandeha! Ny faha 18 sy 31 May 2020 dia hisitraka ny fizarana « gel hydroalcoolique » maimaim-poana ireo fira…