covid-19

COVID-19 – Fotoana tokony hanomezan-danja ny vita Malagasy izao

Misedra olana ny sehatry ny fandraharahana ara-toekarena noho ny fisian’ny Coronavirus covid-19. Anisany vahaolana amin’izao toe-javatra izao ny fanjifana ny vita Malagasy. Misedra olana ny sehatry ny fizahantany Mpandraharaha maro no misedra olana noho ny fisian’ny aretina Covid-19 amin’izao. Anisany nampiaka-peo ireo mpandraharaha mivondrona ao amin’ny GEFP (Groupement des Entreprises Read more…