Mampahafantatra ny mpiasa sy ny tompon’orinasa momban’ny fiahiana ara-tsosialy ny Cnaps. Nisy ny atrikasa notanterahina niaraka tamin’ny ministeran’ny Asam-panjakana sy ny lalàna sosialy noho izany. Atrikasa Nanatanteraka atrikasa hampahafantarana ny…