Tsy ampy sady marefo ny fahaizan’ny tanora ny fampiasana ny teny malagasy. Anisan’ny mamotika izany ny fampiasana ny fahafohizan-teny sy teny mifangaro any amin’ny aterineto sy ireo tambazotran-tserasera samihafa. Misy…
Tous les articles marqués “blaogy”
Raha jerena avy aty ivelany tokoa dia toa maty na hoe eo am-pialana aina angaha ny tenin-drazantsika. Minoa ahy anefa ianao fa maro ireo sehatra, orinasa, sampan-draharaha mivoy ny maha-Malagasy…
« Mahavelona ve ny miblaogy ? » Izay no fanontaniana mody napetrako tamin’i Tiasy, tao anatin’ny lohabary andasy iray nizarany mikasika ny asany izay miompana amin’ny serasera eo anivon’ny aterineto. Mody napetrako, hoy…