Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Tous les articles marqués “bibliothequedequartier”

Manarintsoa – Hitsangana ny « bibliothèque de quartier »

Book News 1
Mifantoka amin’ny fanabeazana sy ny fiadiana amin’ny herisetra mahazo ny vehivavy sy ny ankizy ny fikambanana Tsimanavaka. Amin’ity taona ity dia nanapa-kevitra ny hitondra ny anjara birikiny amin’ny fanabeazana ireo ankizy sy tanora ao Manarintsoa izy ireo, amin’ny alalan’ny fananganana ny « bibliothèque de quartier ».