Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Tous les articles marqués “bibliobus”

Rotary Club Tsimbaroa Antananarivo – Ankizy 70 000 no ezahina hisitraka ny « bibliobus » ao anatin’ny herintaona

Book News 0

aHamafisina ny asan’ny « bibliobus » mandritra ny fotoam-piasana 2019-2020″, hoy ny Filohan’ny Rotary Club Tsimbaroa Antananarivo vaovao, Lizah Ndrialisoa. Bibliobus Hatramin’ny taona 2005 no niasa ho an’ny ankizy eny amin’ny sekoly…